Nilaza tamintsika i Jesosy mba hitandrema amin’ireo mpiandry sandoka izay nanidy ny varavaran’ny fanjakan’ny lanitra teo imason’ny olona.
Ny tenany tsy miditra, ary tsy mamela izay mitady hiditra.
Koa satria tsy misy ilana ny finoana izay tsy ho voavonjy na hiditra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra, dia mitory ny tenin’Andriamanitra ho fankatoavana ny didiny ny mpikamban’ny Fiangonan’Andriamanitra.
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy