Mba hiarovana ny zanany tsy hanaraka ny fomba ratsin’izao tontolo izao, dia nanome ny lalàna Andriamanitra. Nomeny ny fanekena vaovao, dia ny ran’i Kristy, ho fomba iray hanatonana akaiky kokoa an’Andriamanitra.
Tahaka ny fanalana ny zony amin’ny maha-olom-pirenena ny olona migadra eto amin’ity tontolo ity, ny olombelona rehetra izay nanota tany an-danitra ka nazera tetỳ an-tany dia namoy ny zony ho fianakaviana any an-danitra. Tonga anefa i Kristy Ahnsahnghong sy Andriamanitra Reny ka nanokatra ny lalan'ny fitahiana ho antsika indray.
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy