I Ray Ahnsahnghong dia nampianatra antsika fa misy Fianakaviana Ara-lanitra ao amin'ny fanjakan'ny lanitra ary mamoha antsika amin'ny hoe manana an'Andriamanitra Reny sy rahalahy sy anabavy Ara-lanitra isika.
Nandidy antsika koa Izy mba “Mifankatiava” tahaka ny nitiavany antsika.
Tahaka ny nitiavan’Andriamanitra antsika hatramin’ny naharetan’ny fahafatesana teo amin’ny hazofijaliana, dia afaka manatanteraka ny lalàna ao anatintsika isika amin’ny alalan’ny fanomezana izany fitiavana izany amin’izao tontolo izao.
Ny mpikamban’ny Fiangonan’Andriamanitra dia manao laharam-pahamehana amin’ny fiainana amin’ny alalan’ny didy hoe “Mifankatiava”, izay mikendry ny hahazo ny famelan-keloka sy ny famonjena ary ny hidirana ao amin’ny fanjakan’ny lanitra ny rehetra, fa tsy ny tenany ihany.
Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny nitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa.
Izany no hahafantaran'ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.
Jaona 13:34–35
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy