Tahaka ny fisian'ny sandoka maro maka tahaka ny marika lafo vidy eto amin'izao tontolo izao, dia betsaka koa ny fiangonana sandoka. Mba hahitana ny tena fiangonana misy ny famonjena, voalohany, ny anarany dia tsy maintsy hoe “Fiangonan’Andriamanitra”, faharoa, dia Andriamanitra mihitsy no nanorina azy, ary fahatelo, tsy maintsy manana ny fahamarinan’ny Baiboly.
Ny Baiboly dia manambara fa ny fiangonana marina dia naverin’i Kristy Ahnsahnghong sy Andriamanitra Reny izay Fanahy sy Ampakarina, ary mitandrina ny fahamarinana rehetra anisan’izany ny andro Sabata sy ny Paska izay notandreman’i Jesosy, dia i Ziona, toerana fialofana sy famonjena izay namboarin’Andriamanitra.
Dia tonga tao Nazareta, izay nahabe Azy, Izy; ary araka ny fanaony dia niditra tao amin'ny synagoga tamin'ny andro Sabata Izy ka nitsangana hamaky teny.
Lioka 4:16
Paoly, voantso ho Apostolin'i Jesosy Kristy noho ny sitrapon'Andriamanitra, ary Sostena rahalahy, mamangy ny fiangonan'Andriamanitra any Korinto, . . .
1 Korintiana 1:1–2
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy