Nampanantena Andriamanitra fa hanendry antsika ho mpanjaka ao amin’ny fanjakan’ny lanitra.
Mba handehanan’ny olombelona amin’ny làlana marina amin’ny maha-mpanjaka azy araka ny sitrapon’Andriamanitra, dia ny finoana ny hanao zavatra araka ny teniny, tsy amin’ny fomba fijerin’olombelona fa amin’ny fomba fijerin’Andriamanitra.
Ny làlana rehetra izay toa sarotra, mafy, ary saro-baha amin’ny fomba fijerin’olombelona dia tena feno fitiavana sy fitahiana raha jerena amin’ny fomba fijerin’Andriamanitra.
Noho izany, ireo mpikamban’ny Fiangonan’Andriamanitra dia mandeha amin’ny làlan’ny finoana, ka manao ny teny filamatra ara-baiboly hoe “Araho na aiza na aiza itarihan’Andriamanitra,” no fitsipika lehibe mitarika azy ireo.
Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo, Ary ny làlanareo kosa tsy mba làlako, hoy Jehovah.
Fa tahaka ny haavon'ny lanitra noho ny tany No haavon'ny làlako noho ny làlanareo Sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo.
Isaia 55:8–9
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy