Ny antony nananan’ireo olo-masin’ny Fiangonana voalohany finoana lehibe kokoa na dia teo aza ny fanenjehana sy ny fahasahiranana maro dia noho izy ireo nahatsapa ny fitiavan’i Kristy lehibe tamin’ny alalan’ny sorona nataony teo amin’ny hazofijaliana sy ny fanekena vaovao ary nitory ny filazantsara, nitahiry fanantenana hatrany ny fanjakan’ny lanitra mandrakizay tao am-pony.
Na iza na iza manatanteraka ny filazantsara ho fahafaham-pony dia mora reraka sy kivy haingana, fa rehefa manatanteraka ny asa fitoriana ny filazantsara isika, dia mahatsapa tanteraka fa i Kristy Ray Ahnsahnghong sy Andriamanitra Reny no mitondra ny otantsika rehetra, dia feno fifaliana sy fanantenana isika, tahaka an’i Apostoly Paoly.
Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanany Lahitokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
Jaona 3:16
Iza no hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'i Kristy? Fahoriana va, sa fahantrana, sa fanenjehana, sa mosary, sa fitanjahana, sa loza, sa sabatra? . . .
na ny ambony, na ny ambany, na inona na inona amin'izao zavatra ary rehetra izao, dia tsy hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'Andriamanitra izay ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika.
Romana 8:35–39
119 Bundang P.O.Box, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of KOREA
Tel 031-738-5999 Fax 031-738-5998
Head Office: 50, Sunae-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
Main Church: 35, Pangyoyeok-ro, Bundang-gu, Seongnam-si, Gyeonggi-do, Rep. of Korea
ⓒ World Mission Society Church of God. All rights reserved. Privacy Policy